# Fahotan'iza no nanaovan'i Jesosy Kristy Sorona? Jesosy Kristy no sorona ho an'ny fahotan'izao tontolo izao. # Ahoana no nahafantarana fa fantatsika i Jesosy Kristy? Mahafantatra an'i Jesosy isika raha mitandrina ny didiny.