# Iza no natoron'i Paoly lalana tahaka ny fiangonana any Korinto momban'ny fanangonana ho an'ireo olomasina? Paoly nanoro lalana ireo fiangonan'i Galatia tahaka ny fomba nanoroana ny fiangonana any Korinto. # Ahoana no fomba hanaovan'ny fiangonana any Korinto ny fanangonana araka ny nolazain'i Paoly? Hoy izy tamin'izy ireo hoe: amin'ny andro voalohan'ny herinandro, ny tsirairay amin'izy ireo dia tokony hanokana zavatra iray ary hitahiry izany, araka ny fahafahan'ny tsirairay, ka mba tsy hisy fanangonana rehefa tonga i Paoly.