# Ahoana no namafazana ny vatantsika izay mety lo? Afafy tahaka ny vatana voajanahary izy ireny, amin'ny fahafaham-baraka sy fahalemena. # Tahaka ny ahoana isika rehefa natsangana tamin'ny maty? Izay natsangana dia vatana ara-panahy tsy mety lo; natsangana tamim-boninahitra sy tamin-kery.