# Inona no nolazain'i Paoly ho ataony rehefa lehibe izy? Paoly nilaza hoe rehefa lehibe izy, dia hamela ireo zavatra naha-zaza. # Inona no zavatra telo hitoetra, ary inona amin'ireo no lehibe indrindra? Ny finoana, ny fahatokiana, ary ny fitiavana. Ny lehibe indrindra amin'ireo dia ny fitiavana.