# Nahoana Andriamanitra no nanome lanja mihoatra kokoa ny rantsam-batana izay tsy ampy izany? Nanao izany Izy mba tsy hisian'ny fizarana amin'ny vatana, fa mba hifampiraharaha amin'ny fitiavana mitovy ireo rantsana ireo.