# Afaka miaina tsy misy an'ireo rantsam-batana tsy dia manan-danja ve isika? Tsia. Ireo rantsam-batana izay toy ny tsy manan-danja dia zava-dehibe. # Inona no nataon'Andriamanitra an'ireo rantsam-batana ary ao anatin'izany ireo izay tsy dia manan-danja? Andriamanitra nampikambana azy rehetra, ary nanome lanja mihoatra kokoa an'ireo izay tsy ampy izany.