# Tamin'ny alalan'ny inona i Paoly no nampitandrina ireo mpino Korintiana mba handositra? Nampitandrina azy ireo mba handositra ny fanompoan-tsampy izy. # Inona ilay kapoakan'ny fisaorana izay hisaoran'ny mpino ary inona ilay mofo izay vakian'izy ireo? Ilay kapoaka dia fifampizarana amin'ny ràn'i Kristy. Ny mofo dia fifampizarana amin'ny vatan'i Kristy.