# Tamin'ny alalan'ny inona ireo olona tsy mankato no nopotehan'Andriamanitra ? Andriamanitra namotika azy ireo tamin'ny alalan'ny bibilava, sy tamin'ny alalan'ny anjelin'ny fahafatesana.