# Inona no asain'i Paoly hiazakazahana? Ny fahazoana loka no asain'i Paoly hiazakazahana. # Karazana fehiloha inona no nihazakazahan'i Paoly mba ho azo? Nihazakazaka i Paoly mba hahazo ny fehiloha izay tsy mety simba. # Nahoana i Paoly no nanambany ny tenany ary nanao izany ho andevo? Nanao izany i Paoly mba ho rehefa avy mitory ny filazantsara tamin'ny hafa izy, dia tsy ho lavina ny tenany.