# Inona no tokony ataon'ireo mpino raha voafatotry ny voady tamin'ny mariazy amin'ny vadiny izy? Tsy tokony hitady fahafahana avy amin'ny voadin'izy ireo hanambady ny vadiny izy ireo. # Nahoana i Paoly no miteny an'ireo izay afaka amin'ny vadiny, sy an'ireo izay tsy manambady hoe: "Aza mitady vady." Nilaza izany izy satria te-hanala azy ireo amin'ny karazana olana maro mandritra ny fiainana izay hisy amin'ireo hanambady.