# Nahoana i Paoly no mieritreritra fa tsara ho an'ny lehilahy izay tsy mbola nanambady ny mijanona tsy manambady tahaka an'i Paoly? Nihevitra izany i Paoly nohon'ny loza izay ho tonga ka tsara ho an'ny lehilahy ny mijanona tsy manambady.