# Inona no nolazain'i Paoly hoe tsara ataon'ireo mpitondra tena sy ireo olona izay tsy manambady? Paoly nilaza hoe tsara ho azy ireo ny mijanona tsy manambady. # Amin'ny toe-javatra inona ireo tsy manambady sy ireo mpitondra tena no tokony hanambady? Tokony hanambady izy ireo rehefa arehitry ny filàna ka tsy afaka mamehy tena.