# Amin'iza ireo mpino Korintiana no raran'i Paoly tsy hifandray? Tsy tiany hifandray amin'izay rehetra antsoina hoe rahalahy sy rahavavy ao amin'i Kristy izay mpijangajanga, tsy mahonon-tena, mpiteny ratsy, mpimamo, mpisoloky na mpanompo sampy izy ireo. # Iza no tokony tsarain'ireo mpino? Ireo izay ao anatin'ny fiangonana no tokony tsarain'izy ireo. # Iza no mitsara ireo izay any ivelan'ny fiangonana? Andriamanitra no mitsara ireo izay any ivelany.