# Inona no nolazain'i Paoly taminy izay mihevitra fa izy dia hendry amin'izao vanim-potoana izao? Paoly nilaza fa, " ... aoka izy ho lasa "adala" mba mety ho lasa hendry." # Inona no fantatry ny Tompo momba ny fihevitry ny hendry? Ny Tompo mahafantatra fa fihevitry ny hendry dia zava-poana.