# Iza isika ary inona no miaina ao anatintsika amin'ny maha-mpino an'i Jesosy Kristy antsika? Tempolin'Andriamanitra isika ary ny Fanahin'Andriamanitra miaina ao anatintsika. # Inona no hiseho raha misy manimba ny tempolin'Andriamanitra? Andriamanitra hanimba io olona izay manimba ny tempolin'Andriamanitra io.