# Inona no ho raisin'ny olona raha tsy matin'ny afo ny asany? Handray valisoa io olona io. # Inona no hiseho amin'ilay olona izay ho main'ny afo ny asany? Io olona io dia ho fatiantoka, fa ny tenany dia ho voavonjy, toy ny tafatsoaka tamin'ny afo.