# Nahoana ny olona tsy ara-panahy no tsy afaka mandray na mahafantatra ny zavatra izay an'ny Fanahin'Andriamanitra? Tsy afaka mandray azy ireny ny olona tsy ara-panahy satria adala izy ireo aminy ary tsy afaka mahafantatra azy ireny satria izy ireo dia tsy fantatra ara-panahy. # Inona no hananan'ny fisainana mino ao amin'i Jesosy hoy Paoly? Paoly nilaza hoe manana ny fisainan'i Kristy izy ireo.