# Ahoana no fomba nahafantaran'i Paoly sy ireo niaraka taminy ny fahendren'Andriamanitra? Andriamanitra nanambara ireo zavatra ireo tamin'izy ireo tamin'ny alalan'ny Fanahy. # Iza no mahalala ny zavatra lalin'Andriamanitra? Ny Fanahin'Andriamanitra irery ihany no mahafantatra ny zavatra lalin'Andriamanitra.