# Inona no fahendrena noresahin'i Paoly sy ireo izay niaraka taminy? Niresaka ny fahendren'Andriamanitra ao amin'ny fahamarinana miafina izy ireo-ny fahendrena miafina izay efa notendren'Andriamanitra mialoha talohan'ny voninahitsika.