# Navadik'Andriamanitra ho inona ny fahendren'izao tontolo izao? Andriamanitra namadika ny fahendren'izao tontolo izao ho fahadalana. # Nahoana no mahafaly an'Andriamanitra ny mamonjy ireo izay mino amin'ny alalan'ny fahadalan'ny fitoriana? Sitrak'Andriamanitra ny manao izany satria izao tontolo izao dia tsy mahafantatra an'Andriamanitra tao amin'ny fahendreny.