# Inona no hafatry ny hazofijaliana amin'ireo izay ho faty? Fahadalana no hafatry ny hazofijaliana amin'ireo izay ho faty. # Inona no hafatry ny hazofijaliana amin'ireo izay navotan'Andriamanitra? Herin'Andriamanitra eo amin'ireo izay navotan'Andriamanitra izany.