# Inona no tian'i Paoly ambara amin'ny fifampiandaniana? Ny tian'i Paoly ambara dia hoe: Ny tsirairay aminareo milaza hoe: "Miaraka amin'i Paoly aho," na "Miaraka amin'i Apolosy aho," na "Miaraka amin'i Kefasy aho," na "Miaraka amin'i Kristy aho."