# Inona no nataon'ireo zanaka lahin'i Asafa, Hermana ary Jedotoana tamin'ireo harpa, lokanga ary kimpantsona? Naminany tamin'ny harpa, lokanga, ary kimpantsona ireo lehilahy ireo. # Tamin'ny inona no nilalaovan'ireo zanaka lahin'i Jedotoma ny Harpa? Nolalaovin'izy ireo mba hisaorana sy hiderana an'Yaveh ilay harpa. # Nomen'Andriamanitra inona i Hermana mba hanomezam'boninahitra azy? Nomen'Andriamanitra zanaka lahy efatra ambin'ny folo sy zanaka vavy telo izy.