# Inona no nibaikoana an'i Davida ho ataony eo amin'ny famoloan'i Araona? Nanorona alitara ho an'i Yaveh izy. # Ahoana no fihetsik'i Araona raha nahita ny anjely? Niafina tamin'ny anjely izy sy ireo zanany lahy efatra.