# Inona no nataon'i Joaba rehefa nijanona tao Jerosalema i Davida? Notarihan'i Joaba ny tafika ho amin'ny ady, nandravany ny tanin'ireo Amonita, ary nanafika sy nanao fahirano an'i Raba.