# Inona no notenenin'i Joaba tamin'ny rahalahiny? Nilaza tamin'ny rahalahiny i Joaba fa afaka mifanampy izy ireo raha ilaina, ary tokony hahery izy ireo satria manao izay tsara amin'ny vahoakany i Yaveh.