# Maninona i Davida no nalain'i Yaveh avy tamin'ny tany fihinanam-bilona sy tamin'ny fanarahana ny ondry? Nalainy i avy tamin'ny tany fihinanam-bilona sy avy tamin'ny fanarahana ny ondry i Davida mba ho mpanapaka ny Israely olon'i Yaveh. # Naninona i Yaveh no niteny fa Inona no notenenin'i Yaveh ny amin'ny anaran'i Davida? Nolazainy fa ho ataony ho tahaka ny anaran'ireo lehibe indrindra izay eto amin'ny tany i Davida.