plt_tq/rom/04/16.md

8 lines
354 B
Markdown
Raw Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no antony nanomezana ny fampanantenana tamin'ny alalan'ny finoana?
Nomena tamin'ny alala'ny finoana ny fampanantenana mba ho amin'ny fahasoavana, ary ho azo antoka.
# Inona ireo zavatra roa nolazain'i Paoly fa ataon'Andriamanitra?
Nilaza Paoly fa manome ny fiainana an'ireo maty Andriamanitra ary miantso ireo zavatra tsy mbola misy mba hisy.