forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
204 B
Markdown
4 lines
204 B
Markdown
|
# Nivoady Davida mba tsy hidirany ao an-tranony na hatoriany mandra-panhavitany inona?
|
||
|
|
||
|
Nilaza izy fa tsy hatory mihitsy mandra-pahitany toerana ho an'i Yaveh, sy tabernakely ho an'Ilay Maherin'i Jakoba.
|