plt_tq/num/12/01.md

8 lines
324 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana no niresaka nanohitra an'i Mosesy i Miriama sy Arona?
Niresaka nanohitra an'i Mosesy noho ilay vehivavy Kosita izay nampakariny i Miriama sy Arona.
# Inona no nolazaina mba hanindriana fa nanetri-tena i Mosesy?
Ilay lehilahy Mosesy dia tena nanetri-tena, be fanetre-tena noho ny olona hafa rehetra eto an-tany.