plt_tq/mrk/10/05.md

8 lines
506 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana no nanome izany didy mahakasika ny fisaraham-panambadiana izany an'ireo Jiosy i Mosesy?
2019-07-12 00:03:29 +00:00
2021-10-06 00:47:19 +00:00
Nanome izany didy izany an'ireo Jiosy i Mosesy nohon'ny hamafin'ny fon'izy ireo.
2019-07-12 00:03:29 +00:00
2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Tranga inona ao amin'ny tantara no hanehoan'i Jesosy ny filazana amin'ireo Fariseo momba ny nanaovan'Andriamanitra ny fanambadiana tany am-boalohany?
Jesosy dia maneho ny fahariana ny lahy sy ny vavy tany am-boalohany rehefa nilaza tamin'ireo Fariseo momba ny nanaovan'Andriamanitra ny fanambadiana tany am-boalohany Izy.