forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
147 B
Markdown
4 lines
147 B
Markdown
|
# Nahoana Jesosy no nanamasina ny tenany?
|
||
|
|
||
|
Nanamasina ny tenany Jesosy mba ho voamasina amin'ny fahamarinana ihany koa ireo izay nomen'ny Ray Azy.
|