plt_tq/isa/62/03.md

8 lines
316 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no tsy ho voalaza amin'i Ziona sy ny taniny intsony?
Tsy holazaina "nafoy" intsony i Ziona ary tsy ho antsoina "lao" intsony ny taniny.
# Nahoana Ziona no antsoina "Ao aminy ny sitrako" ary ny tanin'i Ziona "Nampakarina'?
Ho antsoina an'ireo izy satria Yaveh .mankamamy aminy ary ho ampakarina ny taniny.