forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
437 B
Markdown
8 lines
437 B
Markdown
|
# Inona no lazain'i Yaveh amin'ireo izay manaraka sampy?
|
||
|
|
||
|
Asainy mitondra ny adiny, hitondra ny fandaharany tsara indrindra ny amin'ireo sampiny izy ireo.
|
||
|
|
||
|
# Inona hoy Yaveh no porofo tokony entin'ireo izay manaraka sampy mba hahafantarana raha azo inoana izy ireo na tsia?
|
||
|
|
||
|
Ho porofo, dia asain'i Yaveh milaza izay hitranga izy ireo, ary milaza faminaniana mba hahafahana mitaratra amin'izy ireo sy hahafantarana fa tanteraka izy ireo.
|