forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
447 B
Markdown
8 lines
447 B
Markdown
|
# Inona no hataon'i Yaveh ho an'ireo vahoaka eo amin'izany tendrombohitra izany sy hataony amin'izy ireo?
|
||
|
|
||
|
Hanao firavoravoana amin'ny ny zavatra matavy ho an'ny vahoaka rehetra Izy ary hamotika ny fisaronan'ny olona rehetra, dia rakotra eo amin'ny firenena rehetra.
|
||
|
|
||
|
# Inona no hatelin'i Yaveh, ho fafany ary hesoriny amin'ny olony?
|
||
|
|
||
|
Hitelina ny fahafatesana Izy, hamafa ny ranomaso amin'ny tava rehetra ary hanala ny fahafaham-barakan'ny olony.
|