plt_tq/isa/18/01.md

8 lines
356 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Aiza ilay tanin'ny fikopakopahan'elatra?
Any andafin'ny reniranon'i Etiopia ilay tanin'ny fikopakopahan'elatra.
# Mandefa masoivoho any amin'iza ny tanin'ny fikopakopahan'elatra?
Mandefa masoivoho any amin'ny firenena izay ranjanana sy malama, any amin'ny vahoaka atahorana, firenena matanjaka sy mandresy, izay zarain'ny renirano ny taniny izy ireo.