plt_tq/isa/11/03.md

8 lines
283 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no hampiasainy hitsarana ny mahantra sy ny manetri-tena?
Tsy hitsara araka izay hitan'ny masony izy na izay ren'ny sofiny. Hitsara amin'ny fahamarinana izy ary hanapaka ara-drariny.
# Inona no hataony amin'ireo ratsy fanahy?
Havonoiny amin'ny fofonain'ny molony izy ireo.