forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
422 B
Markdown
8 lines
422 B
Markdown
|
# Ahoana ny fomba namalian'ireo zanaka lahy sy zanaka vavin'Israely rehefa nandidy azy ireo mba handeha amin'ireo didiny izy ireo?
|
||
|
|
||
|
Nikomy nanohitra an'i Yaveh ireo zanaka lahy sy zanaka vavin'Israely ary tsy nitandrina ireo didiny.
|
||
|
|
||
|
# Inona no nolazain'i Yaveh ny vahoaka fa ho afaka nataon'izy ireo raha nankato ireo didiny izy ireo?
|
||
|
|
||
|
Yaveh dia nilaza ny vahoaka fa ho afaka ny niaina izy ireo raha nankato ireo didiny.
|