forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
299 B
Markdown
4 lines
299 B
Markdown
|
# Ahoana no nanazavan'i Yaveh fa ny tsiairay dia tompon'andraikitra amin'ny fahotany manokana?
|
||
|
|
||
|
Yaveh nilaza tamin'ny vahoakan'ny Israely fa ireo ray aman-dreniny dia tsy tokony hovonoina noho ny fahotan'ny zanak'izy ireo ary ny znaka dia tsy tokony hovonoina noho ny fahotan'ireo ray aman-dreniny.
|