plt_tq/2th/02/01.md

8 lines
287 B
Markdown
Raw Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Zava-nisy momba ny inona no nolazain'i Paoly fa hosoratany ankehitriny?
Nilaza i Paoly fa hanoratra momban'ny fahatongavan'ny Tompo Jesosy Kristy izy.
# Inona no nolazain'i Paoly azy ireo fa tsy tokony hinoany?
Nilaza azy ireo i Paoly tsy hino fa ny andron'ny Tompo dia efa tonga.