forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
226 B
Markdown
4 lines
226 B
Markdown
|
# Inona no nolazain'i Yaveh fa tokony hanaovana ny lovan'ny lehilahy rehefa maty izy nefa tsy manan-janaka lahy?
|
||
|
|
||
|
Rehefa maty ny lehilahy iray nefa tsy manan-janaka lahy, dia tsy maintsy afindra amin'ny zanany vavy ny lovany.
|