forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
573 B
Markdown
8 lines
573 B
Markdown
|
# Inona no asa izay nanasarahan'i Yaveh ireo Levita tamin'ny fiangonan'Israely mba hataon'izy ireo?
|
||
|
|
||
|
Nanasaraka ireo Levita tamin'ny fiangonan'Israely mba hitondrana azy ireo akaikin'ny tenany, mba hanao ny asany ao amin'ny tabernakelin'i Yaveh, ary hijoro eo anoloan'ny fiangonana mba hanompo azy ireo Yaveh.
|
||
|
|
||
|
# Hanohitra an'iza no nivorian'i Kora sy ireo Levita rehefa nangataka ny fisoronan'i Arona sy nitaraina ny amin'i Arona izy ireo?
|
||
|
|
||
|
Nivondrona hanohitra an'i Yaveh i Kora sy ireo Levita rehefa nangataka ny fisoronan'i Arona sy nitaraina ny amin'i Arona izy ireo.
|