forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
250 B
Markdown
4 lines
250 B
Markdown
|
# Nahoana no asain'i Yaveh mitandrina ny andro Sabata izy ireo?
|
||
|
|
||
|
Tiany ho tsaroan'izy ireo fa mpanompo tany amin'ny tany Egypta izy ireo ary Andriamanitra nitondra azy ireo nivoaka tany tamin'ny alalan'ny tanany mahery sy fampiharihariany ny heriny.
|