forked from WA-Catalog/plt_tn
505 B
505 B
Fa raha voadio ...izy
Ny teny "izy" dia manondro ilay vehivavy izay ao anaty fadimbolana.
voadio amin'ny fitsihan'ny ràny izy
Ny vehivavy izay sitrana tamin'ny fandehanan'ny rà dia resahina toy ny hoe lasa madio ara-bakiteny. DH: "sitrana tamin'ny fitsihan'ny rà"
dia hadio izy
Ny vehivavy izay azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe madio ara-bakiteny.
haka ...ho azy
"haka ...ho an'ny tenany"
fitsihan'ny rà malotony
"ny fitsihan'ny ràny dia mahatonga azy ho maloto"