forked from WA-Catalog/plt_tn
392 B
392 B
fa jamba ny mason'izy ireo ka tsy mahita
Ireo izay tsy mahatakatra ny hadalan'ny fanompoan-tsampy dia resahin'i Yaveh toy ny hoe jamba.
fa jamba ny mason'izy ireo
Eto ny "mason'izy ireo" dia manambara ilay olona manontolo. DH: "fa jamba izy ireo"
tsy mahalala ny fon'izy ireo
Eto ny teny hoe "fo" dia manambara ny eritreritra sy ny hevitry ny olona. DH: "tsy mahatakatra izy ireo"