forked from WA-Catalog/plt_tn
903 B
903 B
Amin'izany andro izany
Eto ny hoe "andro" dia manambara fe-potoana amin'ny ankapobeny. DH: "amin'izany fotoana izany"
amin'ny sabany mafy, lehibe sy masiaka
Ny fananan'i Yaveh hery handringana ireo fahavalony dia resahina toy ny hoe nanana sabatra mafy, lehibe Izy.
ny biby mampatahotra izay ao anaty ranomasina
Io dia manondro ny Leviatana.
ny tanim-boaloky ny divay, dia hatao hira
"Mihirà momba ny tanim-boaloky ny divay." Io dia miresaka ny vahoakan'Israely toy ny hoe tanimboaloboka izay namokatra voaloboka izy ireo. DH: "Mihirà momba ny vahoakan'Israely toy ny hoe tanimboaloboka izay namokatra voaloboka hanaovana divay izy ireo"
Izaho, Yaveh, Izaho no mpiaro izany
"Izaho, Yaveh, dia miaro ny tanimboaloboka"
andro aman'alina
Ny teny hoe "andro" sy "alina" dia natambatra eto mba hidika hoe "amin'ny fotoana rehetra". DH: "amin'ny fotoana rehetra" na "hatrany hatrany"