forked from WA-Catalog/plt_tn
663 B
663 B
Ary
Ity teny ity dia entina anamarihana tranga lehibe izay hiseho. Raha manana fomba hilazana izany ny fiteninao, dia azonao hevirina ny hampiasa izany eto.
ho bitika ny voninahitr'i Jakoba, ary hanjary hahia ny fahatavezan'ny nofony
Eto "Jakoba" dia ilazana ny fanjakan'Israely. Tsy ho be voninahitra intsony Israely. Fa ho osa sy mahantra kosa izany.
Ho tahaka ny amin'ny fanangonan'ny mpijinja ny vary an-tahony izany ... eny amin'ny Lohasahan'ny Refaima
Tsy hisy na inona na inona tavela eo amin'ny tany aorian'ny hamaizan'Andriamanitra ny vahoakan'Israely.
Lohasahan'ny Refaima
Io no lohasaha izay nambolen'olona sy mnijinjany sakafo betsaka.