enin-jato sekely volamena
"sekela volamena 600"
Niantso an'i Yaveh izy
"Nivavaka tamin'ny Yaveh ho famonjena izy"
namerina ny sabany tao amin'ny fitoerany ilay anjely
D.H: "nitsahatra tamin'ny famonoana olona ny anjely."
fitoerany
fonona sabatra na antsy.