forked from WA-Catalog/plt_tn
762 B
762 B
ireo lehilahy mahery telo
"ireo lehilahy 3 mahery"
ny lava-dranon'i Betlehema, ilay lava-drano teo amin'ny vavahady
Ireo fehezateny roa ireo dia manambara ny lava-drano mitovy. Ilay faharoa dia mamaritra ny lava-drano any Betlehema.
Sanatria amiko ny hisotro izany, ry Yaveh.
DH: "Ry Andriamanitra, aza avela hisotro sorona iray amin'ny vidin'ny lehilahiko re aho!"
Tokony hisotro ny ràn'ireo lehilahy izay nanao vy very ny ain'izy ireo ve aho?
I Davida dia milaza amin'izany fanotanina izany fa sarobidy ilay rano noho ilay sorona natao tamin'ny alalan'ireo izay nahazo izany. "DH: "Tsy hisotro ny ràn'ireo lehilahy izay vonona ho faty ho ahy aho" na "tsy hisotro ny rano izay nanaovan'ireo lehilahy vy very ny ain'izy ireo aho mba hahazoana.