forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
652 B
Markdown
16 lines
652 B
Markdown
# katsaho ny fanjakany
|
|
|
|
"mifantoha amin'ny fanjakan'Andriamanitra" na "Irio ny fanjakan'Andriamanitra"
|
|
|
|
# homena ho fanampiny ho anareo ireny zavatra ireny
|
|
|
|
"homena anareo ihany koa ireny zavatra ireny." Ny hoe "Ireny zavatra ireny" dia maneho ny sakafo sy akanjo. DH: "Homen'Andriamanitra anareo ireny zavatra ireny"
|
|
|
|
# andian'ondry vitsy
|
|
|
|
Jesosy dia niantso ireo mpianany hoe andian'ondry. Ny andian'ondry dia vondron'ondry na osy izay karakarain'ny mpiandry ondry. Toy ny hikarakaran'ny mpiandry ondry ireo ondriny, no hikarakaran'Andriamanitra ireo mpianatr'i Jesosy. DH: "vondrona kely"
|
|
|
|
# ny Rainareo
|
|
|
|
Ity dia fiantsoana lehibe an'Andriamanitra.
|